À propos de l'événement
APPEL OFFICIEL AUX ACTEURS DU ROCK METAL MALAGASY ROCK BE TSA LEO XIII...Rihana Faha 8. 18 • 19 • 20 DECEMBRE 2026 Efa tsy fotoana hanaovana concert fotsiny intsony izao....Tonga ny koka sy Antso ho an’ny tontolon’ny Rock Metal iray manontolo. Amin’ity andiany faha-8 ity, ROCK BE TSA LEO dia manangana sehatra iray mampifandray ny mozika, ny kanto, ny asa famoronana ary ny fiarahamonina, manodidina ny lohahevitra lehibe hoan'ny fiarahamonina : "ADY AMIN’NY HERISETRA" sy ny "VBG". Ny tanjona dia ny hampiseho fa afaka miteny ny zavamisy ara-piarahamonina amin’ny endriny maro ny Rock: amin’ny hira, amin’ny sary, amin’ny akanjo, amin’ny tattoo, amin’ny asa tanana, amin’ny media, amin’ny hetsika ary amin’ny fifandraisana eo amin’ny samy olombelona. Koa antsoina maika ianao mpikirakira ny " KANTO AZO TSAPAINTANANA eto Madagasikara : TARIKA ROCK & METAL ( misy Tarika avy Tana sy Bira ary Fianar efa naneho fahavononana hilalao....). Ary Mbola mila koa isika ireo : MPITENDRY SY MPANAO MOZIKA hampiranty. STUDIO & TECHNICIENS MPANAO HOSODOKO & ARTISTES VISUELS MPANAO T-SHIRT & CRÉATEURS TATTOO & PIERCING ARTISTS MPANAO SIKOTRA, ASA TANANA & MPANAO VY MPANAO DIVAY & ZAVA-PISOTRO MPANAO TSAKY SY SAKAFO JOURNALISTES & MÉDIAS CULTURELS ONG & ASSOCIATIONS MIADY AMIN’NY HERISETRA CLUBS MOTO CLUBS & COMMUNAUTÉS AUTO PHOTOGRAPHES & VIDÉASTES MPANAKANTO SY MPAMORONA ARY IZAY REHETRA MIFANDRAY AMIN’NY KOLONTSAINA ROCK METAL ETO MADAGASIKARA. TOERANA LEHIBE sy MIHAJA : 18 DECEMBRE 2026: LA CHAUDIÈR…
Autres événements dans la région
Source : facebook.com
📸 Vous organisez cet événement ?
Envoyez vos photos et le programme à contact@motoagenda.fr pour enrichir cette page et la mettre en avant.